Tonga soa eto amin'ny Val Web Radio, ilay radio mamintsika. Henoy ato ireo hira mahafinaritra avy amin'ny mpanakanto mahafinaritra sy manantalenta. Misy hira sahaza ho an'ny rehetra ato ka aza miala amin'ny onjam-peo mamintsika. Ankafizo ny kanto, ankafizo ny mozika, ankafizo ny fiainana. Val Web Radio, ilay onjam-peo maneho ny kanto maro loko.